Deuteronomy 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin’ny andronao rehetra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mankahala ny Edômita, fa rahalahinao izy; aza mankahala ny Ejiptianina, fa efa vahiny tany amin’ny taniny ianao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mitady izay hiadanan’ireo firenena ireo na izay hahasoa azy na oviana na oviana ianareo amin’ny andro rehetra hiainanareo.
Malagasy Bible 1865
Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin'ny andronao rehetra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin’ny andronao rehetra mandrakizay.
malagasy
Aza mitady izay hiadanany na izay hahasoa azy amin'ny andronao rehetra mandrakizay.