Deuteronomy 23:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita fa rahalahinao izy, na ny Ejiptiana, fa efa mba vahiny tany amin’ny taniny ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
azo raisina hiditra amin’ny fiangonan’i Iaveh ny zaza nateraka avy amin’izy ireo, hatreo amin’ny taranaka fahatelo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza hamavoinareo ny Edômita, satria taranaky ny mpiray tampo izy mbaminareo. Aza hamavoinareo koa ny Ejiptianina, satria efa mba vahiny tany amin’ny taniny ianareo.
Malagasy Bible 1865
Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita, fa rahalahinao izy, na ny Egyptiana, fa efa mba vahiny tany amin'ny taniny ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita fa rahalahinao izy, na ny Ejiptiana, fa efa mba vahiny tany amin’ny taniny ianao.
malagasy
Aza atao ho fahavetavetana ny Edomita, fa rahalahinao izy, na ny Egyptiana, fa efa mba vahiny tany amin'ny taniny ianao.