Deuteronomy 23:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny zafiafin’ireo dia hahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha mandeha am-pitobiana hiady amin’ny fahavalonao ianao, dia fadio ny zava-dratsy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny valovotak’ireo firenena roa tonta ireo, manomboka eo amin’ny taranaka fahatelo, dia hahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’ireo mpivavaka amin’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny zafiafin'ireo dia hahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny zafiafin’ireo dia hahazo miditra amin’ny fiangonan’NY TOMPO.
malagasy
Ny zafiafin'ireo dia hahazo miditra amin'ny fiangonan'i Jehovah.