Deuteronomy 24:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao fitondrana hafahafa amin’ny mpikarama mahantra sy sahirana, na rahalahinao na vahiny ao amin’ny taninao sy ao an-tanànanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza mampahory ny mpikarama mahantra sy tsy manana, na ny anankiray amin’ny rahalahinao izany, na ny anankiray amin’ny vahiny mitoetra amin’ny taninao, ao anatin’ny vavahadinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza ampahorînareo ny mpikarama izay mahantra sy ory, na anisan’ny mpiray firenena aminareo izy na anisan’ny vahiny eo amin’ny taninareo sy ao an-tanànanareo.
Malagasy Bible 1865
Aza manao fitondrana sarotra amin'ny mpikarama izay mahantra sy malahelo, na rahalahinao, na vahiny ao amin'ny taninao sy ao an-tanànanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao fitondrana hafahafa amin’ny mpikarama mahantra sy sahirana, na rahalahinao na vahiny ao amin’ny taninao sy ao an-tanànanao.
malagasy
Aza manao fitondrana sarotra amin'ny mpikarama izay mahantra sy malahelo, na rahalahinao, na vahiny ao amin'ny taninao sy ao an-tanànanao.