Deuteronomy 24:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao, ary NY TOMPO Andriamanitrao no nanavotra anao ho afaka tany; koa izany no andidiako anao hanatanteraka ireo zavatra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy fa efa mba andevo tany Ejipta koa ianao, saingy navotan’i Iaveh Andriamanitrao, ka izany no andidiako anao hanao toy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy fa nandevozina tany Ejipta ianareo, ary ny TOMPO Andriamanitrareo no efa nanavotra anareo ho afaka tany; koa izany no andidiako anareo hanatanteraka izany zavatra izany.
Malagasy Bible 1865
Fa tsarovy fa andevo tany Egypta ianao, ary Jehovah Andriamanitrao efa nanavotra anao ho afaka tany; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy fa andevo tany Ejipta ianao, ary NY TOMPO Andriamanitrao no nanavotra anao ho afaka tany; koa izany no andidiako anao hanatanteraka ireo zavatra ireo.
malagasy
Fa tsarovy fa andevo tany Egypta ianao, ary Jehovah Andriamanitrao efa nanavotra anao ho afaka tany; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany.