Deuteronomy 24:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manintsana ny hazo olivanao ianao dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manintsana ny fototr’ôliva ianao, dia aza savana indray ato aoriana, fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena, ny sisa mijanona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ahintsanareo sy angoninareo ny ôlivanareo, dia aza miverina hioty izay ôliva sisa tavela; fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Malagasy Bible 1865
Raha manintsana ny hazo olivanao ianao, dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manintsana ny hazo olivanao ianao dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
malagasy
Raha manintsana ny hazo olivanao ianao, dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.