Deuteronomy 24:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mioty ny voalobokao ianao dia aza miverina hitsimpona izay sisa fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mioty ny voalobokao ianao, dia aza tsimponina indray atỳ aoriana ny salohiny sisa, fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa otazanareo ny voalobokareo, dia aza miverina hitsimpona izay sampaho sisa tavela; fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Malagasy Bible 1865
Raha mioty ny voalobokao ianao, dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mioty ny voalobokao ianao dia aza miverina hitsimpona izay sisa fa aoka ho an’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.
malagasy
Raha mioty ny voalobokao ianao, dia aza miverina hitsimpona izay sisa; fa aoka ho an'ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izany.Ary tsarovy fa andevo tany amin'ny tany Egypta ianao; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany.