Deuteronomy 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy fa andevo tany amin’ny tany Ejipta ianao; koa izany no andidiako anao ireo zavatra ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy fa efa mba andevo tany amin’ny tany Ejipta koa ianao, ka izany no andidiako anao hanao toy izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy fa nandevozina tany Ejipta ianareo; koa izany no andidiako anareo hanatanteraka izany zavatra izany.
Malagasy Bible 1865
Ary tsarovy fa andevo tany amin'ny tany Egypta ianao; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy fa andevo tany amin’ny tany Ejipta ianao; koa izany no andidiako anao ireo zavatra ireo.
malagasy
Ary tsarovy fa andevo tany amin'ny tany Egypta ianao; koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany.