Deuteronomy 24:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy tia an-dRavehivavy ilay vao manambady azy ka manoratra taratasy fisaoram-bady koa ary manolotra izany eo an-tanany ka mampiala azy ao an-tranony, na maty ilay nanambady azy taoriana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy tia azy koa ity vadiny faharoa, ka nanoratra taratasy fisaoram-bady ho azy, sy efa nanolotra izany eo an-tanany, sady efa nampiala azy tao an-tranony, na sendra maty izany lehilahy nanambady azy fanindroany izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety tsy tia an-dravehivavy intsony ilay lehilahy faharoa nanambady azy ka manoratra taratasy fanariam-bady sy manolotra izany eo an-tanany ary mampiala azy ao an-tranony; na koa mety maty izany lehilahy faharoa nanambady azy izany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy tia an-dravehivavy ilay vao manambady azy ka manoratra taratasy fisaoram-bady koa ary manolotra izany eo an-tànany ka mampiala azy ao an-tranony, na maty ilay nanambady azy taoriana:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy tia an-dRavehivavy ilay vao manambady azy ka manoratra taratasy fisaoram-bady koa ary manolotra izany eo an-tanany ka mampiala azy ao an-tranony, na maty ilay nanambady azy taoriana,
malagasy
Ary raha tsy tia an-dravehivavy ilay vao manambady azy ka manoratra taratasy fisaoram-bady koa ary manolotra izany eo an-tànany ka mampiala azy ao an-tranony, na maty ilay nanambady azy taoriana: