Deuteronomy 24:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy lehilahy vao nampaka-bady dia tsy handeha hiantafika izy, ary tsy hampanaovina fanompoana akory fa havela hitoetra ao an-tranony herintaona ka hampifaly ny vadiny izay vao nampakariny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ny lehilahy vao nampaka-bady dia tsy handeha hiantafika ary tsy hampanaovina raharaha momba ny fitondram-bahoaka, fa ho afaka hikarakara ny tokantranony herintaona izy ary hampifaly ny vady vao nampakariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa misy lehilahy vao nampaka-bady, dia tsy handehandeha hiantafika izy ary tsy hampanaovina raharaham-bahoaka; fa havela izy hitoetra herintaona ao an-tranony ka hampifaly ny vady izay vao nampakariny.
Malagasy Bible 1865
Raha misy lehilahy vao nampaka-bady, dia tsy handeha hiantafika izy, ary tsy hampanaovina fanompoana akory, fa havela hitoetra ao an-tranony herintaona ka hampifaly ny vadiny izay vao nampakariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy lehilahy vao nampaka-bady dia tsy handeha hiantafika izy, ary tsy hampanaovina fanompoana akory fa havela hitoetra ao an-tranony herintaona ka hampifaly ny vadiny izay vao nampakariny.
malagasy
Raha misy lehilahy vao nampaka-bady, dia tsy handeha hiantafika izy, ary tsy hampanaovina fanompoana akory, fa havela hitoetra ao an-tranony herintaona ka hampifaly ny vadiny izay vao nampakariny.