Deuteronomy 24:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy olona haka fikosoham-bary ho antoka, na ny vatony ambony ihany aza; fa maka ny aina ho antoka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza misy maka ny vato roa fikosoham-bary ho antoka, na ny vatony ambony, fa maka ny aina ho antoka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza misy maka ny vato roa fikoseham-bary na ny vatony ambony ho antoka, fa maka aina ho antoka izany.
Malagasy Bible 1865
Aza misy olona maka ny fikosoham-bary ho tsatòka, na ny vatony ambony aza; fa maka aina ho tsatòka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy olona haka fikosoham-bary ho antoka, na ny vatony ambony ihany aza; fa maka ny aina ho antoka izany.
malagasy
Aza misy olona maka ny fikosoham-bary ho tsatòka, na ny vatony ambony aza; fa maka aina ho tsatòka izany.