Deuteronomy 24:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona tratra mangalatra ny iray amin’ny Zanak’Israely rahalahiny ka manandevo azy na mivarotra azy dia hovonoina izany mpangalatra izany. Hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona azo nangalatra ny anankiray amin’ny rahalahiny ao amin’ny zanak’i Israely ka nanandevo azy, na nivarotra azy, dia hoheloin-ko faty izany mpangalatra izany. Izany no hamongoranao ny ratsy eo afovoanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa misy Israelita hita mangalatra ny anankiray amin’ireo mpiray firenena aminy ka manandevo azy na mivarotra azy, dia hatao maty ilay mpangalatra. Izany no hanesoranareo ny fanao ratsy ho fongotra eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona hita mangalatra ny anankiray amin'ny Zanak'Isiraely rahalahiny ka manandevo azy, dia hatao maty izany mpangalatra izany; hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona tratra mangalatra ny iray amin’ny Zanak’Israely rahalahiny ka manandevo azy na mivarotra azy dia hovonoina izany mpangalatra izany. Hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
malagasy
Raha misy olona hita mangalatra ny anankiray amin'ny Zanak'Isiraely rahalahiny ka manandevo azy, dia hatao maty izany mpangalatra izany; hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.