Deuteronomy 24:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitandrema ny amin’ny habokana ka araho tsara izay rehetra hatoron’ny levita mpisorona anareo; araka izay nandidiako azy no hotandremanareo harahina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tandremo amin’ny fery habokana, ka tovy tsara sy araho izay rehetra hatoron’ny mpisorona levitika anareo, araho tsara avokoa izay rehetra nandidiako azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema ny amin’ny aretin-koditra isan-karazany, ka imasoy fatratra ny hanatanteraka ny zavatra rehetra hatoron’ireo Levita mpisorona.
Malagasy Bible 1865
Mitandrema ny amin'ny habokana, ka araho tsara izay rehetra hatoron'ireo Levita mpisorona anareo; araka izay nandidiako azy no hotandremanareo harahina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitandrema ny amin’ny habokana ka araho tsara izay rehetra hatoron’ny levita* mpisorona anareo; araka izay nandidiako azy no hotandremanareo harahina.
malagasy
Mitandrema ny amin'ny habokana, ka araho tsara izay rehetra hatoron'ireo Levita mpisorona anareo; araka izay nandidiako azy no hotandremanareo harahina.