Deuteronomy 24:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy izay nataon’NY TOMPO Andriamanitrao tamin’i Miriama teny an-dalana tamin’ny nivoahanareo avy tany Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny nataon’i Iaveh Andriamanitrao tamin’i Maria teny an-dalana, tamin’ny nivoahanareo tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy izay nataon’ny TOMPO Andriamanitrareo tamin’i Miriama teny an-dalana, fony ianareo niala tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy izay nataon'i Jehovah Andriamanitrao tamin'i Miriama teny an-dalana tamin'ny nandehananareo avy tany Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy izay nataon’NY TOMPO Andriamanitrao tamin’i Miriama teny an-dalana tamin’ny nivoahanareo avy tany Ejipta.
malagasy
Tsarovy izay nataon'i Jehovah Andriamanitrao tamin'i Miriama teny an-dalana tamin'ny nandehananareo avy tany Egypta.