Deuteronomy 25:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny anaran-dRalehilahy dia hatao eo amin’ny Israely hoe Fianakavian’ilay nalana kapa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny fianakaviany dia hantsoiny eo imason’i Israely hoe: fianakavian’ilay afa-kapa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny fianakavian’izany lehilahy izany eo amin’i Israely dia hampiana anarana hoe: «Fianakavian’ilay nalan-kapa.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny anaran-dralehilahy dia hatao eo amin'ny Isiraely hoe: Fianakavian'ilay nalan-kapa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny anaran-dRalehilahy dia hatao eo amin’ny Israely hoe Fianakavian’ilay nalana kapa.
malagasy
Ary ny anaran-dralehilahy dia hatao eo amin'ny Isiraely hoe: Fianakavian'ilay nalan-kapa.