Deuteronomy 25:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy olona miady ka manatona hamonjy ny vadiny amin’ny tanan’izay mamely azy ny vadin’ny iray, ary manatsotra ny tanany ka mandray azy amin’ny ankasarotana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy olona roa lahy miady ka manatona kosa ny vadin’ny anankiray hanafaka ny lahy eo an-tanan’ilay mamely azy sy maninjitra ny tanany mandray ankasarotana an’itsy mpanompo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety misy olona roa lahy miady, ary ny vadin’ny anankiray kosa manatona hanafaka ny vadiny eo an-tanan’ilay mamely azy; raha maninji-tanana ravehivavy ka mandray ny ankasarotan’ilay lehilahy mifamely amin’ny vadiny,
Malagasy Bible 1865
Raha misy olona miady, ary ny vadin'ny anankiray manatona hamonjy ny vadiny amin'ny tànan'izay mamely azy, ary maninjitra ny tànany ka mandray azy an-kasarotana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy olona miady ka manatona hamonjy ny vadiny amin’ny tanan’izay mamely azy ny vadin’ny iray, ary manatsotra ny tanany ka mandray azy amin’ny ankasarotana,
malagasy
Raha misy olona miady, ary ny vadin'ny anankiray manatona hamonjy ny vadiny amin'ny tànan'izay mamely azy, ary maninjitra ny tànany ka mandray azy an-kasarotana,