Deuteronomy 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hotapahinao ny tanany; fa tsy hiantra azy ny masonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tapaho ny tanany, aza miantra maso akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tsy hanananareo antra izany vehivavy izany fa hotapahinareo ny tanany.
Malagasy Bible 1865
dia hotapahinao ny tànany; tsy hiantra azy ny masonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hotapahinao ny tanany; fa tsy hiantra azy ny masonao.
malagasy
dia hotapahinao ny tànany; tsy hiantra azy ny masonao.