Deuteronomy 25:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy vato roa samihafa, lehibe sy kely, ao anatin’ny kitaponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aza asiana vato roa, mahery sy osa, ao an-kitaponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hisy vatomizàna mahery lanja sy latsa-danja ao an-kitaponareo.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hisy vato mahery sy reraka ao an-kitaponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy vato roa samihafa, lehibe sy kely, ao anatin’ny kitaponao.
malagasy
Aoka tsy hisy vato mahery sy reraka ao an-kitaponao.