Deuteronomy 25:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vato feno lanja sady marina ary famarana tonga ohatra sady marina no aoka hotananao mba ho maro andro ianao any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa vato tonga ohatra sy marina no tano, ary efah tonga ohatra sy marina no tano, mba ho lava andro eo amin’ny tany omen’i Iaveh Andriamanitrao anao ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vatomizana sy famarana tonga ohatra sy ara-dalàna no aoka hotananareo mba ho maro andro iainana ianareo, any amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo.
Malagasy Bible 1865
Vato feno lanja sady marina ary famarana tonga ohatra sady marina no aoka hotananao, mba ho maro andro ianao any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vato feno lanja sady marina ary famarana tonga ohatra sady marina no aoka hotananao mba ho maro andro ianao any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao.
malagasy
Vato feno lanja sady marina ary famarana tonga ohatra sady marina no aoka hotananao, mba ho maro andro ianao any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao.