Deuteronomy 25:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao izay rehetra mahavita ireo zavatra ireo, dia izay rehetra manao ny tsy marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fahavetavetana eo imason’i Iaveh Andriamanitrao izay manao izany zavatra izany, dia izay manao ny zavatra tsy marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria izay rehetra manao zavatra tsy an-drariny toy ireny dia maharikoriko eo imason’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao izay rehetra manao izany zavatra izany, dia izay rehetra manao ny tsy marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fahavetavetana eo imason’NY TOMPO Andriamanitrao izay rehetra mahavita ireo zavatra ireo, dia izay rehetra manao ny tsy marina.
malagasy
Fa fahavetavetana eo imason'i Jehovah Andriamanitrao izay rehetra manao izany zavatra izany, dia izay rehetra manao ny tsy marina.