Deuteronomy 25:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy izay nataon’ny Amalekita taminao teny an-dalana tamin’ny nivoahanareo avy tany Ejipta,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsarovy ny nafitsok’i Amaleka anao teny an-dalana, tamin’ny nivoahanao avy tany Ejipta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy izay nataon’ny Hamalekita taminareo teny an-dalàna, taorian’ny nialanareo tany Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy izay nataon'ny Amalekita taminao teny an-dalana tamin'ny nandehananareo avy tany Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy izay nataon’ny Amalekita taminao teny an-dalana tamin’ny nivoahanareo avy tany Ejipta,
malagasy
[Ny amin'ny handringanana ny Amalekita] Tsarovy izay nataon'ny Amalekita taminao teny an-dalana tamin'ny nandehananareo avy tany Egypta,