Deuteronomy 25:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa omen’NY TOMPO Andriamanitrao fitsaharana amin’ny fahavalonao rehetra manodidina ianao any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ho lovanao dia hovonoinao tsy ho eo ambanin’ny lanitra intsony ny fahatsiarovana ny Amalekita; aza hadinoinao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha avy izay hanomezan’i Iaveh Andriamanitrao fitsaharana anao, tsy hohelingelenin’ny fahavalonareo rehetra manodidina anao, any amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao anao ho lovanao mba hanananao azy, dia vonoy tsy ho etỳ ambanin’ny lanitra intsony ny fahatsiarovana an’i Amaleka, aza manadino izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataon’ny TOMPO Andriamanitrareo mahazo fitsaharana ianareo izao ka tsy ho voahelingelin’ny fahavalo rehetra manodidina anareo any amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho anjara fanananareo; dia hovonoinareo ho faty ny Hamalekîta amin’izay mba tsy hisy olona hahatsiaro azy intsony eto amin’izao tontolo izao. Aza hadinoinareo izany!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa omen'i Jehovah Andriamanitrao fitsaharana amin'ny fahavalonao rehetra manodidina ianao any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao ho lovanao, dia hovonoinao ny fahatsiarovana ny Amalekita tsy ho eo ambanin'ny lanitra intsony: aza hadinoinao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa omen’NY TOMPO Andriamanitrao fitsaharana amin’ny fahavalonao rehetra manodidina ianao any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ho lovanao dia hovonoinao tsy ho eo ambanin’ny lanitra intsony ny fahatsiarovana ny Amalekita; aza hadinoinao izany.
malagasy