Deuteronomy 25:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha tokony hokapohina ny meloka dia aoka hampandrian’ny mpitsara izy ka hokapohina eo anatrehany, ary hatao araka ny helony ny isan’ny kapoka hatao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha ny kapohina no tandrify an’izay meloka, dia asain’ny mpitsara hivalandotra amin’ny tany izy, ka hokapohina eo anatrehany, ary hatao araka ny helony ny isan’ny kapoka hamely azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tokony hokapohina ny meloka, dia hasain’ny mpitsara hivalandotra amin’ny tany izy ka hokapohina eo anatrehan’ilay mpitsara; ary arakaraka ny helony no isan’ny kapoka hatao aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tokony hokapohina ny meloka, dia aoka hampandrin'ny mpitsara izy ka hokapohina eo anatrehany, ary hatao araka ny helony no isan'ny kapoka hatao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha tokony hokapohina ny meloka dia aoka hampandrian’ny mpitsara izy ka hokapohina eo anatrehany, ary hatao araka ny helony ny isan’ny kapoka hatao aminy.
malagasy
Ary raha tokony hokapohina ny meloka, dia aoka hampandrin'ny mpitsara izy ka hokapohina eo anatrehany, ary hatao araka ny helony no isan'ny kapoka hatao aminy.