Deuteronomy 25:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’ny efapolo no kapoka azo atao aminy, fa tsy azo atao mihoatra; fandrao raha mihoatra noho izany dia ho toy ny tsinontsinona eo imasonao ny rahalahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy atao mihoatra ny efapolo anefa ny isan’ny kapoka asainy hamelezana azy, fa raha tohizana hatao betsaka mihoatra noho izany ny kapoka hamelezana azy, sao dia ho toy ny tsinontsinona eo imasonao ny rahalahinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatramin’ny efapolo no kapoka azo amelezana azy, fa tsy hatao mihoatra; fandrao raha mihoatra noho izany, dia ho toy ny tsinontsinona eo imasonareo ny mpiray firenena aminareo.
Malagasy Bible 1865
Hatramin'ny efa-polo no kapoka azo hatao aminy, fa tsy hatao mihoatra; fandrao raha mihoatra noho izany, dia ho toy ny tsinontsinona eo imasonao ny rahalahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’ny efapolo no kapoka azo atao aminy, fa tsy azo atao mihoatra; fandrao raha mihoatra noho izany dia ho toy ny tsinontsinona eo imasonao ny rahalahinao.
malagasy
Hatramin'ny efa-polo no kapoka azo hatao aminy, fa tsy hatao mihoatra; fandrao raha mihoatra noho izany, dia ho toy ny tsinontsinona eo imasonao ny rahalahinao.