Deuteronomy 25:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mpirahalahy miara-monina ka maty momba ny iray dia aoka tsy hanambady vahiny any ivelany ny vadin’ny maty; fa ny rahalahin’ny vadiny ihany no aoka hanambady azy ka hitondra loloha azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha misy mpirahalahy miara-monina, maty momba ny iray aminy, dia aoka ny vadin’ny maty tsy hanambady vahiny any ivelany fa ny rahalahin’ny vadiny ihany no aoka handeha hanatona azy hanambady azy, sy hitondra loloha azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety misy mpirahalahy miara-monina, ka maty momba ny anankiray. Amin’izay, dia aoka ny vadin’ny maty tsy hanambady vahiny any ivelam-pianakaviana; fa ny zaodahiny ihany no aoka handeha hanambady azy, ka hitondra loloha azy.
Malagasy Bible 1865
Raha misy mpirahalahy miara-monina, ary maty momba ny anankiray, dia aoka tsy hanambady vahiny any ivelany ny vadin'ny maty; fa ny rahalahin'ny vadiny ihany no aoka hanambady azy ka hitondra loloha azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mpirahalahy miara-monina ka maty momba ny iray dia aoka tsy hanambady vahiny any ivelany ny vadin’ny maty; fa ny rahalahin’ny vadiny ihany no aoka hanambady azy ka hitondra loloha azy.
malagasy