Deuteronomy 25:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lahimatoa izay haterany dia hitondra ny anaran’ilay rahalahiny izay efa maty mba tsy ho faty maso eo amin’ny Israely izy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny voalohan-janany lahy haterany no handova ilay rahalahy maty sy haka ny anarany, mba tsy ho faty eo imason’i Israely izany anarana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny lahimatoa izay haterany no haka ny anaran’ilay rahalahy efa maty, mba tsy hahafaty anarana azy eo amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lahimatoa izay haterany dia hitondra ny anaran'ilay rahalahy izay efa maty, mba tsy ho faty maso eo amin'ny Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lahimatoa izay haterany dia hitondra ny anaran’ilay rahalahiny izay efa maty mba tsy ho faty maso eo amin’ny Israely izy io.
malagasy
Ary ny lahimatoa izay haterany dia hitondra ny anaran'ilay rahalahy izay efa maty, mba tsy ho faty maso eo amin'ny Isiraely izy.