Deuteronomy 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha tsy ankasitrahin-dRalehilahy ny hitondra loloha ny vadin’ny rahalahiny dia aoka hankeo amin’ny vavahady ho eo amin’ny loholona Ravehivavy ka hiteny hoe: Ny rahalahin’ny vadiko dia tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny, fa tsy mety mitondra loloha ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tsy tian-dralehilahy ny hitondra loloha ny vadin-drahalahiny, dia aoka hanatona ny loholona eo am-bavahady ravehivavy ka hanao hoe: Tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny eo imason’i Israely ny rahalahin’ny vadiko, fa tsy mety manambady na mitondra loloha ahy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tsy sitra-dralehilahy ny hitondra loloha ny vadin-drahalahiny, dia aoka hanatona ny loholona eo amin’ny fitsarana ravehivavy ka hanao hoe: «Tsy mety mamelona ny anaran’ny rahalahiny eo amin’i Israely ny zaodahiko, fa tsy te hitondra loloha ahy».
Malagasy Bible 1865
Ary raha tsy sitra-dralehilahy ny hitondra loloha ny vadin-drahalahiny, dia aoka hankeo amin'ny vavahady ho eo amin'ny loholona ravehivavy ka hanao hoe: Ny rahalahin'ny vadiko tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny, fa tsy mety mitondra loloha ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha tsy ankasitrahin-dRalehilahy ny hitondra loloha ny vadin’ny rahalahiny dia aoka hankeo amin’ny vavahady ho eo amin’ny loholona Ravehivavy ka hiteny hoe: Ny rahalahin’ny vadiko dia tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny, fa tsy mety mitondra loloha ahy.
malagasy