Deuteronomy 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia antsoin’ny loholona ao amin’ny tanàna Ralehilahy ka adininy; ary raha mikiry izy ka miteny hoe: Tsy sitrako ny hanambady azy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hampiantso an-dralehilahy sy hiteny aminy ny loholon’ny tanàna, ka raha mikiry izy, manao hoe: Tsy hanambady azy aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hantsoin’ireo loholon’ny tanàna ralehilahy ka hohadininy. Ary raha miteny izy ka manao hoe: «Tsy sitrako ny hanambady azy!»,
Malagasy Bible 1865
Dia hantsoin'ny loholona amin'ny tanàna ralehilahy ka hadininy; ary raha mikiry izy ka manao hoe: Tsy sitrako ny hanambady azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia antsoin’ny loholona ao amin’ny tanàna Ralehilahy ka adininy; ary raha mikiry izy ka miteny hoe: Tsy sitrako ny hanambady azy,
malagasy
Dia hantsoin'ny loholona amin'ny tanàna ralehilahy ka hadininy; ary raha mikiry izy ka manao hoe: Tsy sitrako ny hanambady azy,