Deuteronomy 25:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hanatona azy eo anatrehan’ny loholona ny vadin’ny rahalahiny ka hanala ny kapa amin’ny tongo-dRalehilahy, dia handrora amin’ny tavany ka hiteny hoe: Toy izany no hatao amin’izay olona tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hanatona azy eo anatrehan’ny loholona ravehivavy, sy hanala ny kapa amin’ny tongony ary handrora amin’ny tavany sady hanao hoe: Toy izao no hatao amin’ny lehilahy tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hanatona azy eo anatrehan’ireo loholona ity vadin-drahalahiny ka hanala ny kapa amin’ny tongo-dralehilahy ary handrora amin’ny tavany sady hiteny hoe: «Toy izany no hatao amin’ny lehilahy tsy mety manome taranaka ny rahalahiny!»
Malagasy Bible 1865
dia hanatona azy eo anatrehan'ny loholona ny vadin-drahalahiny ka hanala ny kapa amin'ny tongo-dralehilahy, dia handrora amin'ny tavany ka hiteny hoe: Toy izany no hatao amin'izay olona tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hanatona azy eo anatrehan’ny loholona ny vadin’ny rahalahiny ka hanala ny kapa amin’ny tongo-dRalehilahy, dia handrora amin’ny tavany ka hiteny hoe: Toy izany no hatao amin’izay olona tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny.
malagasy