Deuteronomy 26:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga ao amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao ianao ka mandova azy ary monina ao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Rehefa tonga any amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao ho lovanao ianao, ka efa tompon-tany sy tafaorim-ponenana any,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rahatrizay ianareo tafiditra ao amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo ho anjaranareo ka hahazo azy ho fanananareo sy hiorim-ponenana eo,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga ao amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao ianao ka mandova azy ary monina ao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga ao amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao ho lovanao ianao ka mandova azy ary monina ao
malagasy
[Ny fisaorana ho fanao raha manatitra ny fahafolon-karena, ary izay tokony hatao aminy] Ary rehefa tonga ao amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao ianao ka mandova azy ary monina ao,