Deuteronomy 26:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifalia ianao sy ny levita mbamin’ny vahiny eo aminao amin’ny soa rehetra izay nomen’NY TOMPO Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia miaraha mifaly amin’ny Levita sy amin’ny vahiny eo aminao, noho ny soa rehetra nomen’i Iaveh Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo noho ny soa rehetra izay nomen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo, dia hifaly ianareo miaraka amin’ny Levita sy ny vahiny eo aminareo.
Malagasy Bible 1865
Ary mifalia amin'ny soa rehetra izay nomen'i Jehovah Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao ianao sy ny Levita mbamin'ny vahiny eo aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifalia ianao sy ny levita* mbamin’ny vahiny eo aminao amin’ny soa rehetra izay nomen’NY TOMPO Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao.
malagasy
Ary mifalia amin'ny soa rehetra izay nomen'i Jehovah Andriamanitrao anao sy ny ankohonanao ianao sy ny Levita mbamin'ny vahiny eo aminao.