Deuteronomy 26:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy nohaniko teo amin’ny fisaonako, na nentiko nivoaka teo amin’ny fahalotoako, na nataoko fahan-kanina noho ny maty; fa efa nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitro aho ka nanatanteraka izay rehetra nandidiany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nisy nohaniko ireo zavatra ireo tamin’ny fisaonako, na navoakako ny tranoko tamin’ny fahalotoako, na nataoko fahan-kanina raha nisy maty, fa nihaino ny feon’i Iaveh Andriamanitro aho, ary nanao araka izay rehetra nandidianao ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo zavatra ireo tsy nisy nohaniko fony aho nisaona, na navoakako ny tranoko fony aho naloto ara-pivavahana, na nomeko hatao fanatitra noho ny maty; fa efa nihaino ny feonao aho, ry TOMPO Andriamanitro, ka nanao araka izay rehetra nandidianao ahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy nisy nohaniko teo amin'ny fisaonako, na nentiko nivoaka teo amin'ny fahalotoako, na nataoko fahan-kanina noho ny maty; fa efa nihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitro aho ka nanao araka izay rehetra nandidianao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy nohaniko teo amin’ny fisaonako, na nentiko nivoaka teo amin’ny fahalotoako, na nataoko fahan-kanina noho ny maty; fa efa nihaino ny feon’NY TOMPO Andriamanitro aho ka nanatanteraka izay rehetra nandidiany ahy.
malagasy