Deuteronomy 26:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsinjovy ao amin’ny fonenanao masina any an-danitra ka tahio ny Israely olonao sy ny tany izay nomenao anay araka izay nianiananao tamin’ny razanay, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsinjovy eny amin’ny fonenanao masina any an-danitra ka tahio i Israely vahoakanao, mbamin’ny tany tondra-dronono sy tantely nomenao anay, araka ny efa nianiananao tamin’ny razanay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsinjovy avy ao amin’ny fonenanao masina any an- danitra ka tahio ilay Israely vahoakanao sy ilay tany izay nomenao anay araka ny fianianana nataonao tamin’ny razambenay, dia tany tondra-dronono sy tantely.»
Malagasy Bible 1865
Tsinjovy ao amin'ny fonenanao masina any an-danitra, ka tahio ny Isiraely olonao sy ny tany izay nomenao anay araka izay nianiananao tamin'ny razanay, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsinjovy ao amin’ny fonenanao masina any an-danitra ka tahio ny Israely olonao sy ny tany izay nomenao anay araka izay nianiananao tamin’ny razanay, dia tany tondra-dronono sy tantely.
malagasy
Tsinjovy ao amin'ny fonenanao masina any an-danitra, ka tahio ny Isiraely olonao sy ny tany izay nomenao anay araka izay nianiananao tamin'ny razanay, dia tany tondra-dronono sy tantely.