Deuteronomy 26:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampianiana NY TOMPO ianao androany fa ho Andriamanitrao Izy, koa handeha amin’ny lalany sy hitandrina ny lalànany sy ny didiny ary ny fitsipiny ianao ka hihaino ny feony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampanambara tamin’i Iaveh ianao androany, fa Izy no ho Andriamanitrao, ka nametra-teny ianao fa handeha amin’ny lalany, hitandrina ny didiny sy ny lalàny amam-pitsipiny, ary hihaino ny feony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nampiteneninareo ny TOMPO androany fa ho Andriamanitrareo Izy, ary ianareo hanaraka ny sori-dàlany ka hitandrina ny lalànany sy didy amam-pitsipiny ary hihaino ny feony.
Malagasy Bible 1865
Efa nampiteny an'i Jehovah ianao androany fa ho Andriamanitrao Izy, ka handeha amin'ny lalany sy hitandrina ny lalàny sy ny didiny ary ny fitsipiny ianao ary hihaino ny feony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampianiana NY TOMPO ianao androany fa ho Andriamanitrao Izy, koa handeha amin’ny lalany sy hitandrina ny lalànany sy ny didiny ary ny fitsipiny ianao ka hihaino ny feony.
malagasy
Efa nampiteny an'i Jehovah ianao androany fa ho Andriamanitrao Izy, ka handeha amin'ny lalany sy hitandrina ny lalàny sy ny didiny ary ny fitsipiny ianao ary hihaino ny feony.