Deuteronomy 26:19 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy hanandratany anao ho ambonin’ny firenena rehetra izay nataony, ho fiderana sy ho laza ary ho voninahitra; ary mba ho firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao, araka izay nolazainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tiany hasandratra ho ambonin’ny firenena rehetra izay nataony ianareo na amin’ny voninahitra na amin’ny laza na amin’ny famirapiratana; dia ho vahoaka voatokana ho an’ny TOMPO Andriamanitrareo ianareo, araka izay nampanantenainy.
Malagasy Bible 1865
sy hanandratany anao ho ambonin'ny firenena rehetra izay nataony, ho fiderana sy ho anarana ary ho voninahitra ary mba ho firenena masina ho an'i Jehovah Andriamanitrao ianao, araka izay nolazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy hanandratany anao ho ambonin’ny firenena rehetra izay nataony, ho fiderana sy ho laza ary ho voninahitra; ary mba ho firenena masina ho an’NY TOMPO Andriamanitrao ianao, araka izay nolazainy.
malagasy