Deuteronomy 26:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia akao ny voaloham-bokatra rehetra amin’ny tany, izay alainao avy amin’ny taninao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ka ataovy an-karona; ary mankanesa ho any amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao hampitoerany ny anarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia angalao avokoa ny santatry ny vokatry ny tany rehetra azonao amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao anao, ka ataovy ao an-tsobika, dia mankanesa amin’ny fitoerana hofidin’i Iaveh Andriamanitrao hamponenany ny Anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia makà ampahan’ny voaloham-bokatra rehetra azonareo avy amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo, ka ataovy an-tsobika izany. Dia mankanesa amin’ny toerana izay hofidin’ny TOMPO Andriamanitrareo mba hipetrahan’ny voninahiny;
Malagasy Bible 1865
dia analao ny voaloham-bokatra rehetra amin'ny tany, izay alainao avy amin'ny taninao, izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, ka ataovy an-karona; ary mankanesa ho any amin'ny tany izay hofidin'i Jehovah Andriamanitrao hampitoerany ny anarany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia akao ny voaloham-bokatra rehetra amin’ny tany, izay alainao avy amin’ny taninao, izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao ka ataovy an-karona; ary mankanesa ho any amin’ny tany izay hofidin’NY TOMPO Andriamanitrao hampitoerany ny anarany.
malagasy