Deuteronomy 26:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Horaisin’ny mpisorona eny an-tananao ny harona ka hapetrany eo anoloan’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia horaisin’ny mpisorona ny sobika eny an-tananao, ka hapetrany eo anoloan’ny ôtelin’i Iaveh Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia horaisin’ilay mpisorona kosa ny sobika eny an-tananareo ka hapetrany eo anoloan’ny alitara n’ny TOMPO Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Dia horaisin'ny mpisorona eny an-tananao ny harona ka hapetrany eo anoloan'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Horaisin’ny mpisorona eny an-tananao ny harona ka hapetrany eo anoloan’ny alitaran’NY TOMPO Andriamanitrao.
malagasy
Dia horaisin'ny mpisorona eny an-tananao ny harona ka hapetrany eo anoloan'ny alitaran'i Jehovah Andriamanitrao.