Deuteronomy 26:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razantsika, isika ka nihaino ny feontsika Izy ary nijery ny alahelontsika sy ny asa mafy nataontsika ary ny fahoriantsika;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nitaraina tamin’i Iaveh Andriamanitry ny razantsika isika, dia nohenoin’i Iaveh ny feontsika, nojereny ny fijaliantsika, sy ny fahantrantsika ary ny fampahoriana antsika,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitarainanay ilay TOMPO Andriamanitry ny razambenay, ka nohenoiny ny feonay ary hitany fa nahantra sy nijaly sady nampahorîna izahay.
Malagasy Bible 1865
Dia nitaraina tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razantsika, isika, ka nihaino ny feontsika Izy ary nijery ny alahelontsika sy ny asantsika ary ny fahoriantsika;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nitaraina tamin’NY TOMPO, Andriamanitry ny razantsika, isika ka nihaino ny feontsika Izy ary nijery ny alahelontsika sy ny asa mafy nataontsika ary ny fahoriantsika;
malagasy
Dia nitaraina tamin'i Jehovah, Andriamanitry ny razantsika, isika, ka nihaino ny feontsika Izy ary nijery ny alahelontsika sy ny asantsika ary ny fahoriantsika;