Deuteronomy 26:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
tanana mahery sy sandry natsotra, asa lehibe sady mahatahotra, famantarana sy fahagagana no nitondran’NY TOMPO antsika nivoaka avy tany Ejipta,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka tanana mahery, sandry ahinjitra, fangorohoroana lehibe ary famantarana amam-pahagagana, no namoahan’i Iaveh antsika avy tany Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fiarovana mahery sy fahefana tsy hay tohaina ombàn’ny fampatahorana goavana sy famantarana ary zava-mahagaga no namoahan’ny TOMPO anay hiala tany Ejipta;
Malagasy Bible 1865
ary tanana mahery sy sandry nahinjitra sy fampahatahorana lehibe sy famantarana ary fahagagana no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
tanana mahery sy sandry natsotra, asa lehibe sady mahatahotra, famantarana sy fahagagana no nitondran’NY TOMPO antsika nivoaka avy tany Ejipta,
malagasy
ary tanana mahery sy sandry nahinjitra sy fampahatahorana lehibe sy famantarana ary fahagagana no nitondran'i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta,