Deuteronomy 26:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nitondra antsika niditra teto amin’ity tany ity Izy ka nanome antsika ity tany ity, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitondra antsika ho amin’ity toerana ity Izy, ary nanome antsika an’ity tany ity, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nentiny hiditra teto amin’ity tany ity izahay ka nomeny anay ity tany ity, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy Bible 1865
dia nitondra antsika niditra teto amin'ity tany ity Izy ka nanome antsika ity tany ity, dia tany tondra-dronono sy tantely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nitondra antsika niditra teto amin’ity tany ity Izy ka nanome antsika ity tany ity, dia tany tondra-dronono sy tantely.
malagasy
dia nitondra antsika niditra teto amin'ity tany ity Izy ka nanome antsika ity tany ity, dia tany tondra-dronono sy tantely.