Deuteronomy 27:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandidy ny vahoaka i Mosesy sy ny loholon’ny Israely hoe: Tandremo ny lalàna rehetra izay omeko anao anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Môizy sy ny loholon’i Israely dia nanome izao didy izao tamin’ny vahoaka: Tandremo ny didy rehetra andidiako anareo anio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandidy ny vahoaka i Mosesy sy ny loholon ’i Israely ka nanao hoe: –Tandremo avokoa ny didy izay ampitaiko aminareo anio.
Malagasy Bible 1865
Ary Mosesy sy ny loholon'ny Isiraely dia nandidy ny vahoaka ka nanao hoe: Tandremo ny lalàna rehetra izay andidiako anao anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandidy ny vahoaka i Mosesy sy ny loholon’ny Israely hoe: Tandremo ny lalàna rehetra izay omeko anao anio.
malagasy
[Ny amin'ny hanaovana tsangam-bato hanoratana ny lalàna, sy ny hanaovana ny tso-drano sy ny fanozonana ao an-tendrombohitra Gerizinia sy Ebala] Ary Mosesy sy ny loholon'ny Isiraely dia nandidy ny vahoaka ka nanao hoe: Tandremo ny lalàna rehetra izay andidiako anao anio.