Deuteronomy 27:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa henoy ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao, ary araho ny didiny sy ny lalànany, izay omeko anao anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa henoy ny feon’i Iaveh Andriamanitrao, araho ny didy aman-dalàny izay andidiako anao anio.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa henoy ny feon’ny TOMPO Andriamanitrareo ary tanteraho ny didy aman-dalàny izay ampitaiko aminareo anio.
Malagasy Bible 1865
Koa henoy ny feon'i Jehovah Andriamanitrao, ary araho ny didiny sy ny lalàny, izay andidiako anao anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa henoy ny feon’NY TOMPO Andriamanitrao, ary araho ny didiny sy ny lalànany, izay omeko anao anio.
malagasy
Koa henoy ny feon'i Jehovah Andriamanitrao, ary araho ny didiny sy ny lalàny, izay andidiako anao anio.