Deuteronomy 27:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy ny vahoaka tamin’izany andro izany i Mosesy hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomen’i Môizy didy ny vahoaka androtr’izay nataony hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Androtrizay koa dia nandidy ny vahoaka i Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia nandidy ny vahoaka tamin'izany andro izany Mosesy ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy ny vahoaka tamin’izany andro izany i Mosesy hoe:
malagasy
Dia nandidy ny vahoaka tamin'izany andro izany Mosesy ka nanao hoe: