Deuteronomy 27:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireto kosa no hijanona eo an-tendrombohitra Ebala hanozona: Ny Robena, ny Gada, ny Asera, ny Zebolona, ny Dana ary ny Naftaly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ireto no hitoetra hanozona ao an-tendrombohitra Hebala: I Robena, i Gada, i Asera, i Zabolôna, i Dana, ary i Neftalì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto foko ireto kosa no ho eo amin’ny tendrombohitra Hebala amin’ny fanononana ozona: dia i Reobena, i Gada, i Asera, i Zebolòna, i Dana, ary i Naftalỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary ireto kosa no hijanona eo an-tendrombohitra Ebala hanozona: dia ny Robena sy ny Gada sy ny Asera sy ny Zebolona sy ny Dana ary ny Naftaly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireto kosa no hijanona eo an-tendrombohitra Ebala hanozona: Ny Robena, ny Gada, ny Asera, ny Zebolona, ny Dana ary ny Naftaly.
malagasy
Ary ireto kosa no hijanona eo an-tendrombohitra Ebala hanozona: dia ny Robena sy ny Gada sy ny Asera sy ny Zebolona sy ny Dana ary ny Naftaly.