Deuteronomy 27:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hiteny amin’ny Israely amin’ny feo mahery ireo levita hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hiteny ny Levita, ka amin’ny feo avo no hilazany amin’ny olona rehetra ao amin’i Israely hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hiteny amin’ny Israelita rehetra ny Levita ka feo mahery no hilazany hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia hiteny ny Levita ka hanao amin'ny Isiraely rehetra amin'ny feo mahery hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hiteny amin’ny Israely amin’ny feo mahery ireo levita hoe:
malagasy
Dia hiteny ny Levita ka hanao amin'ny Isiraely rehetra amin'ny feo mahery hoe: