Deuteronomy 27:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona izay manakisaka ny faritry ny tanin’ny namany. Ary ny vahoaka rehetra dia hiteny hoe: Amena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho voaozona izay mamindra ny orim-baton’ny namany. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ho voaozona anie izay mamindra ny orimbato faritry ny tanin’ny namany!» Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: «Amen!»
Malagasy Bible 1865
Hozonina izay mamindra ny faritanin'ny namany. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona izay manakisaka ny faritry ny tanin’ny namany. Ary ny vahoaka rehetra dia hiteny hoe: Amena.
malagasy
Hozonina izay mamindra ny faritanin'ny namany. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.