Deuteronomy 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro izay hitànareo an’i Jordana ho any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao dia manangàna vato lehibe ho anao ka lalory sokay;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafita an’i Jordany ianareo, any amin’ny tany homen’i Iaveh Andriamanitrao anao dia manangàna vato lehibe ka hosory sokay,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro hitànareo ny ony Jôrdàna ho any amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo, dia vato lehibe no hatsanganareo ka holaloranareo sokay;
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro izay hitànareo an'i Jordana ho any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, ka lalory sokay;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro izay hitànareo an’i Jordana ho any amin’ny tany izay omen’NY TOMPO Andriamanitrao anao dia manangàna vato lehibe ho anao ka lalory sokay;
malagasy
Ary amin'ny andro izay hitànareo an'i Jordana ho any amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao anao, dia manangàna vato lehibe ho anao, ka lalory sokay;