Deuteronomy 27:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona izay mamely ny namany any amin’ny takona. Ary ny vahoaka rehetra dia hiteny hoe: Amena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho voaozona izay mamono an-takona ny namany. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ho voaozona anie izay mahafaty an-takona ny namany!» Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: «Amen!»
Malagasy Bible 1865
Hozonina izay mamely ny namany ao amin'ny takona. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona izay mamely ny namany any amin’ny takona. Ary ny vahoaka rehetra dia hiteny hoe: Amena.
malagasy
Hozonina izay mamely ny namany ao amin'ny takona. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.