Deuteronomy 27:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho voaozona izay mandray kolikoly hahafaty olona tsy manan-tsiny. Ary ny vahoaka rehetra dia hiteny hoe: Amena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho voaozona izay mandray kolikoly mba hamono aina, dia ny ra tsy manan-tsiny. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ho voaozona anie izay mandray kolikoly hahafaty olona tsy manan-tsiny!» Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: «Amen!»
Malagasy Bible 1865
Hozonina izay mandray kolikoly hahafaty olo-marina. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho voaozona izay mandray kolikoly hahafaty olona tsy manan-tsiny. Ary ny vahoaka rehetra dia hiteny hoe: Amena.
malagasy
Hozonina izay mandray kolikoly hahafaty olo-marina. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.Hozonina izay tsy mankatò ny tenin'ity lalàna ity. Ary ny vahoaka rehetra hanao hoe: Amena.