Deuteronomy 27:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tafita an’i Jordana ianareo dia atsangano ao an-tendrombohitra Ebala ireo vato izay nandidiako anareo androany ireo ka lalory sokay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any an-tendrombohitra Hebala no hatsanganareo ireo vato nandidiako anareo androany ireo rehefa tafita an’i Jordany ianareo, dia hosoranao sokay izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any amin’ny tendrombohitra Hebala no hatsanganareo sy holaloranareo sokay ireo vato izay ameperako anareo anio ireo, rehefa tafita ny ony Jôrdàna ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tafita an'i Jordana ianareo, dia atsangano ao an-tendrombohitra Ebala ireo vato ireo, izay nandidiako anareo andro any ka lalory sokay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tafita an’i Jordana ianareo dia atsangano ao an-tendrombohitra Ebala ireo vato izay nandidiako anareo androany ireo ka lalory sokay.
malagasy
Ary rehefa tafita an'i Jordana ianareo, dia atsangano ao an-tendrombohitra Ebala ireo vato ireo, izay nandidiako anareo andro any ka lalory sokay.